Hanandratra anao JEHOVAH (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa sanatria jzuynwl Jesosy raha hamitaka Anao
Ny amin'ireo fanakena izay nataony
drhywsz Fa aoka mba hitoetra hatrany ho mahatoky ianao
Mba ho to avokoa ireo fikasany
2- Napetrany eto Madagasikara ianao
Ry FLM Toby Ambohibao
Ka efa nofidiany tao anaty maro ianao
Mba ho famonjena izao tontolo izao
3- Dia firenena maro no ho avy eto aminao
tononkira.serasera.org Satria ho re eran'izao tany izao
krkqbzp Fa misy Fanahy mahery miasa eto aminao
Toeram-pitahiana hafa raha ianao
Hanandratra anao ho firenena Masina
Ho Azy Jehovah
Arak'izay nianianany taminao
Fa miorena tsara ianao
Fa Izy hanandratra anao
Jehovah hanandratra anao
Ny amin'ireo fanakena izay nataony
drhywsz Fa aoka mba hitoetra hatrany ho mahatoky ianao
Mba ho to avokoa ireo fikasany
2- Napetrany eto Madagasikara ianao
Ry FLM Toby Ambohibao
Ka efa nofidiany tao anaty maro ianao
Mba ho famonjena izao tontolo izao
3- Dia firenena maro no ho avy eto aminao
tononkira.serasera.org Satria ho re eran'izao tany izao
krkqbzp Fa misy Fanahy mahery miasa eto aminao
Toeram-pitahiana hafa raha ianao
Hanandratra anao ho firenena Masina
Ho Azy Jehovah
Arak'izay nianianany taminao
Fa miorena tsara ianao
Fa Izy hanandratra anao
Jehovah hanandratra anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 480
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 05/05/2025 10:50
