ARY AMBARAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fitiavan'ny Ray dia fitia manolotra ny Ainy
Ka na mafy sy mangidy aza izany niaretany ihany satria
Tsy misy tiany ho very isika fa mba handova fiainan-danitra vaovao
Nomaniny hatrizay ela izay ho anao sy ho ahy

2- Tena mba faniriako raha izaho sy hianao ihany koa
Samy vonona hitory izany fitiavany izany amin'ireo
Ondry very izay tsy mahalala, fa mba hampiditra azy ireo ao am-bala
Ka mba hiara-paly amin'ilay Andriamanitra Ray

Ref: Ary ambarao ka elezo hatrany amparan'ny Tany
Izay voarainao ny amin'izany fitiavana izany
Fa ny tambiny homeny anao
Tsy eto an-tany fa any an-danitra ambony
Ka ambarao ahelezo hatrany amin'ny faran'ny tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 1870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 08/02/2017 08:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132