ENDREY JESOSY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

https://tononkira.serasera.org/hira/serafima-ambohibao-toby/endrey-jesosy-2

1- Endrey Jesosy ny hafaliako
Tsaroako izao ny fonao tia
Tanteraho ny haravoako
Ka reko lasa ny siasia

2-Endrey Jesosy ny hafaliako
Hianao manaiky ny hiaradia
Ka na dia hisyTsiky dia ampy hampitoloko
Tsy ahakivy na dia malia

Ref: Midera Anao aho
        Tompo malala ô
        Ny foko izao mankalaza Anao
        He sambatra aho
        Tompo malala ô
        Finaritra aho noho Hianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Mpamaky : 402
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jeremiar1
Tamin'ny : 07/02/2017 10:28:40
ID : 9131

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo