AKAIKINAO ANILANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray axmuq ny oeysmc foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny zsulf Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao tononkira.serasera.org
...
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray axmuq ny oeysmc foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny zsulf Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao tononkira.serasera.org
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1016
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/04/2023 12:15
