Ampidiro aloha ny tenimiafina
ASA FITORIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ny fifadirana fa mandratra ny ao am-po
Izaho sy hianao samy tsy mendrika fa nofidian'i Jeso soa
Asa fitoriana no hjjwz atao hiseoam-pitiavana
Mba ho fifandraisan-tanana no hanjaka ao tokoa
Fa fanjakan'Andriamanitra no ampandrosoina izao
Ka ny maha tononkira.serasera.org olombelona mba hanam-padeferana
Fa Jesosy be fitiavana efa voahombo tokoa
Izany dia fampiavanana antsika mpanompony
Isika izao hiara-dalana zfrhyc sy hifampitantana
Ka hamonjy paradisa soa voahomana ho anao sy ho ahy
Ka ireo mpiara-belona taomintsika shnjo hiditra ao
Mba ho feno hasambarana anilan'ilay Tompo soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 783
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23