AZA MANIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

https://tononkira.serasera.org/hira/serafima-ambohibao-toby/aza-mania-1

1- Moa ve efa niainanao?
Ny didy izay nomen'ny Ray ho anao
Jesosy no nirahiny ho anao
Mba hanambara indray ilay didy vaovao

2- Namako ô! Aiza ny olanao?
Fa momba anao izao ilay Tomoonao
Maneke ka hizory ary izao
Ny lalan-tsara izay nomaniny ho anao

3-Andeha torio ary koTsiky dia ampya ambarao
Ny fahasoavana nomeny anao
Mijoro, minoa ka matokia
Fa Izy hanampy anao ho sambatra hianao

Ref: Izy raha tonga tety dia hanafaka ny otanao
        Nijaly Izy satria tsy nino hianao ka aza dia mania
        Koa miverena hianao fa ny Tompo dia mitady anao
        Ho ao ambalany ho fiandriny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Mpamaky : 464
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jeremiar1
Tamin'ny : 07/02/2017 13:14:20
ID : 9142

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo