AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny andro maro ( andro maro izay hiainako)
Dia avy taminao ( maimaimpoana nomenao ho ahy)
Ny rivotra koa (rivotra sy ny voahary soa)
Sy ny masoandro ( aina tanjaka sy hery koa)
Nomenao ho ahy ( Tompo ô)
Omenao ahy (Misaotra Anao)
Tariho aho (Tompo ô)
Hanao izay sitrakao
Tantano aho ry Jesosy, hitoetra eo Aminao
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO

1- Raha mijery ireo zava-boahary aho ry Jesosy Tompoko
Dia mahita ireo fahendrenao lalin-doatra
Tsy haiko anefa ny mamisavisa izany Tompo ô
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO

2- Raha mijery ireo zava-boahary aho ry Jesosy Tompoko
Dia mahatsapa fa ao aminao ny fahendrena
Tsy haiko anefa ny hamisavisa izany Tompo ô
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO

Ny andro maro.............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 1711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 13:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746