HIRAM-PIFALIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

https://tononkira.serasera.org/hira/serafima-ambohibao-toby/hiram-pifaliana-1

Saotra dera lazaindro homena anao
Atolotray ho Anao Mpanjakalehibe
Fa fitia tsy mba roa, sarobidy tokoa
Tanatin'ny haizin'ota izahay no nohavaozinao

Mbola maro ireo izay tsy mafantatra
Anao Jesosy ilay fitiavanTsiky dia ampya
Maro ny mamoy fo,aony sahiran-doha
Ka mila ahy sy hianao hitory ilay Tompo soa

ref:
Fanavaozana fo, fanomezana soa
vaovao
Ny fiainanay dia nohavaozinao ka hifalianay
hiram-pifaliam-be no asandratr'ireo
SERAFIMA mijoro vavolombelonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Mpamaky : 415
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jeremiar1
Tamin'ny : 03/05/2017 01:45:17
ID : 9404

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo