ASANDRATO NY HOSANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

Asandrato ny Hosana ho an'Andriamanitra
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!

1- Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, ka misaora re

Asandrato ny Hosana.......

2- F'izTsiky dia ampyay mino, mino azy
Dia hanana fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba minoa re

Haleloia,Haleloia, hoy ny feo manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho Azy re

Nomeny ho anao ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Mpamaky : 555
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : jeremiar1
Tamin'ny : 08/02/2017 08:05:43
ID : 9147

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo