VONTOSY FILAZANTSARA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao Andao Andao hitory an’i Jesosy
Faingana ianao sao tononkira.serasera.org tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny wfjwnmtk ratsy ka ho rava
Andao Andao Andao hitory jxwzesvk an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
2-Fohazo ny matory hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho main’ny afo ô
Andao Andao Andao ysvkfwrc hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Faingana ianao sao tononkira.serasera.org tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny wfjwnmtk ratsy ka ho rava
Andao Andao Andao hitory jxwzesvk an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
2-Fohazo ny matory hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho main’ny afo ô
Andao Andao Andao ysvkfwrc hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 2162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 05/03/2019 08:32
