VONTOSY FILAZANTSARA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao Andao Andao hitory an’i Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara


1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny ratsy ka ho rava


Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara


2-Fohazo ny matory hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho main’ny afo ô


Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 1497
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718