Tiany Ianao (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

Nahoana ianao no mitomany
Mahatsiaro resy ve ianao?
Jesoa anie ka mbola any
Mpanasitrana anao.


Ref:Tiany ianao
Tsy foiny ianao
Na de mpanota aza
Manantona azy,ka ambarao
Izay hetahetan'ny fonao.


Mitraka ianao ka aza kivy
Tsy maintsy handresy hoy izy
Tazony hatrany ny finoanao
Ho mari-pijoroana.
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/tiany-ianao
Hevitra
Tiary5 ( 10/09/2019 23:46)
Misaotra Tompoko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 646
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tiary5
Daty : 11/09/2019 11:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0656