HE RAVO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

1-Eh ravoravo ny fonay
Manatrika ‘ty andro iray
Nomenao hifalianay
Ry Rainay tia mandrakizay

Ref:Raiso re ry Tompo ô
Ny fisaorana izao
Ho anao maharitra
Ny haja voninahitra

2-Ka ny zavatra hanatononkira.serasera.orgnanay
Hanaovanay ny asanao
Mba raiso ho Anao ry Ray
Ho fanatitra sitrakao

Ref:….

3-Dia ho tsaroanay tokoa
Ny fitahiana sy ny soa
Ny fanambinanao Tsitoha
Ankasitrahanay avokoa

Ref:….

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 690
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 28/02/2019 11:00:54
ID : 11442

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo