VOAVELANAO NY HELOKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hyiqzp 1-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anehoako ny fifonako
Miaiky aho fa nandika ny anatrao
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô
Mpanota qoyrnsmq maloto
Manenina mafy tokoa
'Reo ratsy natao taloha
Fa Ianao nilaza ary nanambara hoe
Voavelanao ny heloko
2-Eto anatrehaNao ry Jesoa doesw tononkira.serasera.org Tompo
No anetreko ity tenako
Miaiky aho fa Ianao no avo indrindra
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô..........
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
No anehoako ny fifonako
Miaiky aho fa nandika ny anatrao
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô
Mpanota qoyrnsmq maloto
Manenina mafy tokoa
'Reo ratsy natao taloha
Fa Ianao nilaza ary nanambara hoe
Voavelanao ny heloko
2-Eto anatrehaNao ry Jesoa doesw tononkira.serasera.org Tompo
No anetreko ity tenako
Miaiky aho fa Ianao no avo indrindra
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô..........
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1348
Likes : 1 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 09:59
