ITY JESOA ITY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/ity-jesoa-ity

1-Ity Jesoa ity mba hafa loatra re
Fa dia nanaiky ho famonjena
Ka indro nidina nandao ny lapan-dRay
Tsy noterena tsy noterana


Ity Jesoa ity no antsoina hoe Imanoela, Imahagaga, Tompo tsara na koa Kristy
Ity no ilay Mpanjaka avo indrindra zanaky ny Ray hanavotra mpanota eTsiky dia ampyty an-tany ety

Deraina, deraina hankalazaina
Jesoa Mpamonjitsika
Hosana Aleloia
Hajaina, hajaina sy lalaina
Lalaina ka omena ny voninanhitra


2-Ity Jesoa ity dia be fitiavana
Mpamonjy mora Mpamonjy mora
Mpanafaka tsy mba manavangavana
Tsy mpanakora tsy mpanakora

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 311
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 28/02/2019 12:35:24
ID : 11446

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo