VONTOSY FILAZANTSARA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao Andao Andao hitory an’i Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara


1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny ratsy ka ho rava


Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara


2-Fohazo ny matory logzi hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho main’ny afo jhafbgpu ô


Andao Andao Andao tononkira.serasera.org hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy rtcpyrlj anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 2161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321