You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

2547

Nampiditra : Mampionona0912
Tamin'ny : 28/02/2019 09:25:04

Mombamomba :
(Seha-pitaizana Mpihira Fifohazana)
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesoa Kristy. Ny Seha-pitaizana Mpihira IRAFIA dia sehatra iray ao anatin'ny Sampana Fifohazana eo anivon'ny fiangonana FJKM Ambohibao Antehiroka,niorina ny taona 2016, izay ahitana ny sokajin-taona rehetra na ankizy na tanora eny fa ny lehibe koa. Fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira noho izany no tena imasoana amin'ny maha Seha-pitaizana Mpihira ny fikambanana. Indro ary hatolotra sy zaraina amintsika eto ny tononkira mba hahafahantsika miombom-peo sy fanahy ka ho vava iray ihany no ho entitsika hanambara ny fiderana ilay Mpahary.

"Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra. Amen"

Hametraka hevitra

Midira aloha