TAPA-KEVITRA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/tapa-kevitra

1-Raha mahatsiaro ‘reo otako aho
He menatra e, tsy mahajery Anao
Ny tsy fahamarinako sy ireo ditrako
Nampahoriana Anao sy nifantsihaNao


Ref:Manenina mafy aho ry Tompo ô
RàNao nalatsaka e namonjeNao ahy
He nefa Ianao tsy manameloka ahy
Z’inona moa aho e no andefetononkira.serasera.orgranao
Dia mbola nantsoiNao ho mpandova ny lanitra(2X)


2-Amin’izao sisa izao ry Tompo ô
Honerako avokoa ‘reo fotoana laniko
Anaovako ny asaNao
Hitory ny teniNao
Ka omeo hery aho arovy koa

Ref:………………………………………………….




(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 303
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 28/02/2019 12:44:10
ID : 11447

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo