TIANY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ulrcfkg 1-Nahoana ianao no mitomany?
Mahatsiaro resy ve ianao?
Jesoa anie ka goipsbn mbola any
Mpanasitrana anao


Ref: Tiany ianao, tsy foiny ianao
Na dia mpanota aza
Manatona Azy ka ambarao
‘Zay hetahetan’ny fonao


2-Mitrakà ianao uaysgin fa aza kivy
Tsy tononkira.serasera.org maintsy handresy hoy Izy
Tazony hatrany ny finoanao
Ho mari-pijoroanao


(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 1464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 10:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303