Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO NY FANAHY MASINA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Fanahy Masina ô
Mirotsaha izao anio izao
Aminay olonao te handre sy handray ny Teninao
Toy ny Apostoly nanao fahagagana fa nitoeranao
Midina anatinay anananay fahendrena amin’ny fiainanay
Ref: Ö ry dada ôôô, tononkira.serasera.org ô ry neny ôoo
Zoky sy zandry
wegrm Sokafy ny fonao fa Jesosy miandry anao
Ka tongava dieny izao
Aza variana nenitoa aaa
zovk Fohazy koa dadatoa
Ö ôôôôô an an an an an
Indrindra fa ny vady variana mibalady
Tavela any ho any
Ho tcux anao izay mangetaheta ny ho vonjena
Ario anio ny ratsy rehetra ka aza mienaena
Raiso ny Fanahy Masina fa hampahery anao hatrany
Aza misalasala matokia omeNy anao izay irianao androany
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 22/05/2019 15:51