RAISO NY FANAHY MASINA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Fanahy Masina ô
Mirotsaha izao anio izao
Aminay olonao te handre sy handray ny Teninao
Toy ny Apostoly nanao fahagagana fa nitoeranao
Midina anatinay anananay fahendrena amin’ny fiainanay
Ref: Ö ry dada ôôô, ô tononkira.serasera.org ry neny ôoo
Zoky sy zandry
Sokafy ny fonao fa Jesosy miandry anao
Ka afcqmx tongava dieny izao
Aza variana nenitoa aaa
Fohazy koa dadatoa
Ö ôôôôô an an an an an
rspmbwvn Indrindra fa ny vady variana mibalady
Tavela any ho any
Ho anao izay mangetaheta ny ho vonjena
Ario anio ny ratsy rehetra ka aza mienaena
Raiso ny Fanahy Masina fa hampahery anao hatrany
Aza misalasala matokia hawi omeNy anao izay irianao androany
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1339
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 22/05/2019 15:51