RAISO NY FANAHY MASINA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Fanahy Masina ô
Mirotsaha izao anio izao
Aminay olonao te handre sy handray ny Teninao
Toy ny Apostoly nanao fahagagana fa nitoeranao
Midina anatinay anananay fahendrena amin’ny fiainanay


Ref: Ö ry dada ôôô, ô ry neny ôoo
       tononkira.serasera.org   Zoky sy zandry
         Sokafy ny fonao fa Jesosy miandry anao
         Ka tongava dieny izao
         Aza variana nenitoa aaa
         Fohazy koa dadatoa
         Ö ôôôôô an an an an an
     ghslufw     Indrindra fa ny vady variana mibalady
         Tavela any ho any


Ho anao izay mangetaheta ny ho vonjena
Ario anio ny ratsy rehetra ka aza mienaena
Raiso ny Fanahy Masina fa hampahery anao hatrany
Aza misalasala matokia omeNy anao izay irianao androany


(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ihiuk ANTEHIROKA)
rijxroy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 22/05/2019 15:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364