Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIBEBAHA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O MBA saino ry haygum mpanota ity atao
Sao Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony agwzs afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa tononkira.serasera.org indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- pvbacnz Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty Aho ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
Sao Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony agwzs afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa tononkira.serasera.org indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- pvbacnz Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty Aho ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HoliarisoaH
Daty : 05/04/2023 15:33
