MIBEBAHA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O MBA saino ry mpanota ity atao
Sao Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony rrfmks afo mahamay
Fijaliana aharitra tononkira.serasera.org mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- cnla Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty Aho qfxietn ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
Sao Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony rrfmks afo mahamay
Fijaliana aharitra tononkira.serasera.org mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- cnla Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty Aho qfxietn ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 644
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 15:33
