Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIBEBAHA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O MBA saino ry mpanota ity atao
Sao arbzfc Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena olkge MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty gnwkejht Aho ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina tononkira.serasera.org Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
Sao arbzfc Dia lalan-diso Izao aleha izao
Miverena olkge MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira fiderana
Ka inty gnwkejht Aho ilay mpanota nigagana
Ndeha hiverina tononkira.serasera.org Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 646
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 15:33
