LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra tononkira.serasera.org ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no yrjzhcq hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka vdwp Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO oxwrm ANTEHIROKA
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no yrjzhcq hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka vdwp Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO oxwrm ANTEHIROKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 16/08/2021 13:37
