LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no igjjol hihira sy hankalaza ucglkiha ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha lywmaa mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera tononkira.serasera.org Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no igjjol hihira sy hankalaza ucglkiha ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha lywmaa mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera tononkira.serasera.org Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 962
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 16/08/2021 13:37
