LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an

Andriamanitra ô, Andriamanitra rhfx ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira zcvko sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra



Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa tononkira.serasera.org Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao


Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..

Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..


Amen, Amen, glwerwa Amen!


IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 960
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 16/08/2021 13:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339