FENO FITIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo tokoa Ray ô
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny uqtvainc sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: tononkira.serasera.org Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy glomcgr Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM pxgvtbxz AMBOHIBAO ANTEHIROKA
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny uqtvainc sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: tononkira.serasera.org Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy glomcgr Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM pxgvtbxz AMBOHIBAO ANTEHIROKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1050
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 16/08/2021 13:36
