FENO FITIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo tokoa Ray ô
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo chjafbmv fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy abzo feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tononkira.serasera.org tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM lgwu AMBOHIBAO ANTEHIROKA
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo chjafbmv fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy abzo feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tononkira.serasera.org tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM lgwu AMBOHIBAO ANTEHIROKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1050
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 16/08/2021 13:36
