FENO FITIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo tononkira.serasera.org tokoa Ray ô
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
ckzffkxk Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tsara ptluda toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha emnkgeqq tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, kanefa Ianao
ckzffkxk Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina tsara ptluda toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha emnkgeqq tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1049
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 16/08/2021 13:36
