AORENO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoreno ny saina amin'ny finoana
Herezo f'aza malaina, Jesosy efa mandondona
Vohay Jesosy Tompo ary ampandrosoy e
O diovy ny foko, ny heloko vonoy e
Ny fiainana an-tany feno rendrarendra
Zava-poana ihany, fitaka mamandrik'(a) aina
Ny devoly dia fetsy, izay mambabo ny fo
Olo-maro no resy ka mila vonjy avokoa
Isika no misafidy tononkira.serasera.org izay ho tompoina
Ny mamy sa ny mangidy, fidio izay ho Tomponao
Jesosy dia famonjena, sambatra izay mino Azy
F'izay an'ny satana hijaly mandrakizay
IRAFIA edfl FJKM Ambohibao Antehiroka
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
yjtayk dqvttvx

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 917
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 09/06/2022 19:11