AORENO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoreno ny saina amin'ny finoana
Herezo f'aza malaina, Jesosy hxsf efa mandondona
Vohay Jesosy Tompo ary tononkira.serasera.org ampandrosoy e
O diovy ny foko, ny heloko vonoy e
Ny fiainana an-tany feno rendrarendra
Zava-poana ihany, fitaka mamandrik'(a) aina
Ny devoly dia fetsy, izay mambabo ny fo
Olo-maro no resy ka mila vonjy avokoa
Isika no misafidy izay ho tompoina
Ny mamy sa ny mangidy, fidio izay ho Tomponao
Jesosy dia famonjena, sambatra izay mino Azy
F'izay an'ny satana hijaly mandrakizay
IRAFIA FJKM dnjpvu Ambohibao Antehiroka
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
ehmog

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 917
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 09/06/2022 19:11