AORENO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Aoreno ny saina amin'ny finoana
Herezo f'aza malaina, Jesosy efa mandondona
Vohay Jesosy Tompo ary ampandrosoy e
O diovy ny foko, ny kwwvgsp heloko vonoy e
Ny fiainana an-tany feno rendrarendra
Zava-poana ihany, fitaka mamandrik'(a) aina
Ny devoly dia fetsy, izay mambabo ny fo
Olo-maro no resy ka mila vonjy avokoa
Isika no misafidy izay ho tompoina
Ny mamy sa ny mangidy, fidio izay ho Tomponao
Jesosy ztrar dia famonjena, sambatra izay mino Azy
F'izay an'ny satana hijaly mandrakizay
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
IRAFIA FJKM Ambohibao jazoaoq Antehiroka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 916
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 09/06/2022 19:11