AMPIANARO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro ny lalaNao aho, Jehovah ô
Dia handeha amin’ny fahamarinaNao
Ampiraiso ny foko hatahotra ny jrwop Anaranao
Hidera Anao huatt amin’ny foko rehetra aho, Andriamanitra ô
Hanome voninahitra tononkira.serasera.org Anao aho mandrakizay
Fa Ianao
Fa Ianao Tompo ô
Dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana
vlqlroh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 09/07/2019 20:15