AMPIANARO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro ny lalaNao aho, Jehovah ô
Dia zqebjtoa handeha amin’ny fahamarinaNao
Ampiraiso ny foko hatahotra ny Anaranao
Hidera Anao amin’ny foko rehetra aho, Andriamanitra ô
Hanome voninahitra Anao aho mandrakizay
Fa Ianao
Fa kdiyf qmjr Ianao Tompo tononkira.serasera.org ô
Dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 09/07/2019 20:15