AMPIANARO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro ny lalaNao aho, Jehovah ôDia handeha amin’ny fahamarinaNao
Ampiraiso ny foko hatahotra ny Anaranao
Hidera Anao amin’ny foko rehetra aho, Andriamanitra ô
Hanome voninahitra Anao aho mandrakizay
Fa Ianao
Fa Ianao Tompo ô
Dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 918
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 09/07/2019 20:15