VONTOSY FILAZANTSARA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao Andao Andao hitory an’i Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny ratsy ka ho tononkira.serasera.org rava
Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
2-Fohazo ny matory hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho ferb main’ny afo tfws ô
Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
(IRAFIA FJKM xemmqt AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
1-Raiketo ao am-po ireo soratra milaza
Reseo amin’ny soa ny ratsy ka ho tononkira.serasera.org rava
Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
2-Fohazo ny matory hiasa f’efa atoandro
Roahy ny devoly fatory ho ferb main’ny afo tfws ô
Andao Andao Andao hitory an’I Jesosy
Faingana ianao sao tara
Injao ny lakolosy
Lazao lazao lazao Jesosy anie ka tsara
Vontosy filazantsara i Madagasikara
(IRAFIA FJKM xemmqt AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 2231
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:32
