RAISO NY FANAHY MASINA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/raiso-ny-fanahy-masina-2

Ry Fanahy Masina ô
Mirotsaha izao anio izao
Aminay olonao te handre sy handray ny Teninao
Toy ny Apostoly nanao fahagagana fa nitoeranao
Midina anatinay anananay fahendrena amin’ny fiainanay


Ref: Ö ry dada ôôô, ô ry neny ôoo
         Zoky sy zandry
         Sokafy ny fonao fa Jesosy miandry anao
         Ka tongava dieny izao
         Aza variTsiky dia ampyana nenitoa aaa
         Fohazy koa dadatoa
         Ö ôôôôô an an an an an
         Indrindra fa ny vady variana mibalady
         Tavela any ho any


Ho anao izay mangetaheta ny ho vonjena
Ario anio ny ratsy rehetra ka aza mienaena
Raiso ny Fanahy Masina fa hampahery anao hatrany
Aza misalasala omeny anao izay
irian’ny fonao androany


(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 205
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 22/05/2019 13:51:10
ID : 11725

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo