Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIBEBAHA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O MBA saino ry mpanota ity atao
Sao Dia lalan-diso kibddrl Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa yjhh indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira tononkira.serasera.org fiderana
Ka inty Aho ilay kohj mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
Sao Dia lalan-diso kibddrl Izao aleha izao
Miverena MIBEBAHA amin'izay
Fa ny Tompo anie miandry hatrizay
Réf: Tsinjonao ve irony afo mahamay
Fijaliana aharitra mandrakizay
Tsy angano akory izany fa voalaza
Voasoratr'ireo maminany tsara
2- Mitandrema sao voafitaka ianao
Marobe ireo sandoka ka lavo ianao
Mody hoe mivavaka izy nefa yjhh indrisy
Mpihatsaravelatsihy mahay mihitsy
3- Nefa Na izany aza Dia izao
N'inon'inona kazaran'otanao
Apetraho amin'i Jesoa fa fafany
Izy no mifona ho ahy sy ho anao
Asandratro mafy ny hira tononkira.serasera.org fiderana
Ka inty Aho ilay kohj mpanota nigagana
Ndeha hiverina Aho hamonjy ilay akany
Any ivoho ianao Satana miala tany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 643
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 15:33
