LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny dmnojrfa fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho tononkira.serasera.org deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: vpzv Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM ghcqd AMBOHIBAO ANTEHIROKA
Tiako loatra ny midera Anao
Ny dmnojrfa fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho tononkira.serasera.org deraina indrindra an an
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra
Refrain: vpzv Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..
Amen, Amen, Amen!
IRAFIA FJKM ghcqd AMBOHIBAO ANTEHIROKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 979
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 16/08/2021 13:37
