FENO FITIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo tokoa Ray ô
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy dyri avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, hmtp kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina wrdf tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO tononkira.serasera.org ANTEHIROKA
Ny fitsapana sy ny fahoriana
Nahoana aho Raiko no misedra izany
Mamantatra ahy Ianao
Na izy aho na tsia
Mangirifiry ihany koa
Ny sedra lalovan’izay mino Anao
Tsy mora ny miatrika ireo fahavalo
Tsy dyri avelako anefa Ianao
Raha tsy mampandresy ahy
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy
Nitalaho sy niangavy Anao (Jesoa)
Latsa-dranomaso, hmtp kanefa Ianao
Nandinika sy nijery ahy feno fitia
Sarobidy Aminao aho
Matoa velon’aina wrdf tsara toy izao
Aza manaisotra ny Fanahinao
Fa tsy toy izao aho Jesoa
Raha tsy noho Ianao
Refrain: Nitaraina aho, nihikiaka mafy………..(x2)
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO tononkira.serasera.org ANTEHIROKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1002
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 16/08/2021 13:36
