AORENO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoreno ny saina amin'ny tononkira.serasera.org finoana
Herezo f'aza malaina, Jesosy efa mandondona
Vohay Jesosy Tompo ary ampandrosoy e
O diovy ny foko, ny heloko vonoy e
Ny fiainana an-tany feno rendrarendra
Zava-poana ihany, fitaka mamandrik'(a) aina
Ny devoly dia fetsy, izay gcok mambabo ny fo
Olo-maro no resy ka mila vonjy avokoa
Isika no misafidy izay ho tompoina
Ny mamy sa pbbomlf ny mangidy, fidio izay ho Tomponao
Jesosy dia famonjena, sambatra izay mino Azy
F'izay an'ny juqiu satana hijaly mandrakizay
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 09/06/2022 19:11