AMPIANARO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

Ampianaro ny lalaNao aho, Jehovah ô
Dia handeha amin’ny fahamarinaNao
Ampiraiso ny foko hatahotra ny Anaranao
Hidera Anao amin’ny foko rehetra ahoTsiky dia ampy, Andriamanitra ô
Hanome voninahitra Anao aho mandrakizay


Fa Ianao
Fa Ianao Tompo ô
Dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 83
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 09/07/2019 20:15:48
ID : 11884

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo