VERY TANATY AIZINA AHO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Very tanaty aizina aho
Difotry ny fahotana
Kanefa dia tonga Ianao
Ka nandray ny tanako
HITAKO tononkira.serasera.org NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala aho taloha
Fa jamba tsy nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho cbszsm toy izao ny vcaxvpg fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka cbsv tonga olom-baovao
Difotry ny fahotana
Kanefa dia tonga Ianao
Ka nandray ny tanako
HITAKO tononkira.serasera.org NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala aho taloha
Fa jamba tsy nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho cbszsm toy izao ny vcaxvpg fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka cbsv tonga olom-baovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 3168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:39
