VERY TANATY AIZINA AHO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Very tanaty tononkira.serasera.org aizina aho
Difotry ny fahotana
Kanefa dia tonga Ianao
Ka nandray ny klchf tanako
HITAKO khpbpl bfbksouy NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala aho taloha
Fa jamba tsy nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho toy izao ny fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka tonga olom-baovao
Difotry ny fahotana
Kanefa dia tonga Ianao
Ka nandray ny klchf tanako
HITAKO khpbpl bfbksouy NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala aho taloha
Fa jamba tsy nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho toy izao ny fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka tonga olom-baovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 3169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:39
