HIHIRA HO ANAO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho Anao Hidera aho ho Anao
Tompo Ray Tsitoha
Hanandratra Anao Hankalaza Anao
Ny fiainako tontolo
Tompo ô Ianao eny Ianao
No anton’izao fiainako izao
Hihira aho ho Anao
Hidera ho Anao
Mandrakizay
1 Tsy hitsahatra ny fiderako Anao
Tompo malala ô!
Tsy hitsahatra ny hirako ho tononkira.serasera.org Anao
Na iza hankahala
2 Na dia latsaka aza
roxagl Ny ranomaso indraindray
Na dia maro koa
ireo gonzjfs mpanao ankaso
Ka toa mahamay
3 Na ho hatsiaka Na ho hafanana
Ny andro anio
Na hitsoka mafy ts’isy ohatr’izany
koa ny eghdtfy tadio
Tompo Ray Tsitoha
Hanandratra Anao Hankalaza Anao
Ny fiainako tontolo
Tompo ô Ianao eny Ianao
No anton’izao fiainako izao
Hihira aho ho Anao
Hidera ho Anao
Mandrakizay
1 Tsy hitsahatra ny fiderako Anao
Tompo malala ô!
Tsy hitsahatra ny hirako ho tononkira.serasera.org Anao
Na iza hankahala
2 Na dia latsaka aza
roxagl Ny ranomaso indraindray
Na dia maro koa
ireo gonzjfs mpanao ankaso
Ka toa mahamay
3 Na ho hatsiaka Na ho hafanana
Ny andro anio
Na hitsoka mafy ts’isy ohatr’izany
koa ny eghdtfy tadio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 3177
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:43
