INTY AHO TOMPO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandany fotoana maro ixkil aho
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO tononkira.serasera.org HO ANAO
INTY NY FO SY appdna NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
HO ANAO, ENY HO ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho hsegza Anao Tompo ô! ny fiainako
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO tononkira.serasera.org HO ANAO
INTY NY FO SY appdna NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
HO ANAO, ENY HO ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho hsegza Anao Tompo ô! ny fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2466
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:44
