You are here: home > Tononkira > VETSOPANAHY

TSARA TOMPO NY ANILANAO (VETSOPANAHY)

https://tononkira.serasera.org/hira/vetsopanahy/tsara-tompo-ny-anilanao

Tsara Tompo ô! ny anilanao
Tsara izaho sy Ianao tsy hifandao
ka na lohasaha na ho havoana
Tompo izaho ho tia Anao foana

   Ka na ho sarotra ny dia
   Izaho mbola hiriaria
   Hiaraka Aminao Kristy
   Ka ho doTsiky dia ampyria
        Na iza n’iza hisompatra
        Izaho tsy hatahotra
        Matoky manana Anao
        Tiako ary koa tia ahy

Tiako Tompo, tiako tsotra izao
Tiako raha ny miaraka Aminao
Ts'isy atakaloko Anao
Foiko raha izao tontolo izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VETSOPANAHY
Mpamaky : 1155
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 06/09/2012 22:42:40
ID : 6179

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo