MBA SAMBATRA LOATRA (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sambatra loatra ry lahy ny miara-droa
Mifanaraka, miray fanahy amin'ilay Tsitoha
Rakofan'ny sandrim-pitiavan'ny Avo indrindra
Ka tsy hiovaova fa hiara-mamindra

    caepppew Tantanany tsara sady voakarakara
    Arahiny maso tsy ho resin'ny pxcr ankaso

Tohanany mafy tononkira.serasera.org raha be ny mpandrafy
Raha mxplo mila hirona tsy avelany hidona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.242